Dikan'ny teny : Miherika

Hampiditra dikany vaovao
1 (herika) mt. s. sady mt. p. (mihereha): Mitodika any ivoho, na any an-kavanana na any an-kavia: Niherika izy no nahapotraka axa', 1 Mijery izay any aoriana ka atodika any ny Io-ha: Niherika azy no nahatafintohina ahy, ? Miraharaha, misahana, mikarakara: Aza miherika asa hafa afatsy ny anao. * Ohab.: Lohataon-diavolana: ny miherika aza hitany: enti-milaza ny hasarobidin' ny fotoana izay tokony hohararaotina hiasana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel