Dikan'ny teny : Mikantsana

Hampiditra dikany vaovao
1 (kantsana) mt. s.: Mamoaka feo mikarantsana rehefa andidiana: Mikantsana ity hety ity rehefa anetezana. ~ Mipentsompentsona er? rehefa miteny, manao teny tsy misy kitotony: Mikantsan-daua ireo tovovavy ireo. ΒΆ M. h, : Mivatsavatsa, mikamentsona, mipentsompentsona, mitsaontsaom-bava. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel