Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : mikiraro
(kiraro) mt, s. (mikiraroa): Manao na mitondra kiraro: Nikiraro hatramin' ny fahazazany izy fa izahay kosa efa lehibe vao nikiraro.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha