Dikan'ny teny : mikobona
Hampiditra dikany hafa
(kobona) mt. s. (mikobona): Mirakotra tentera-ka ao anaty na ao ambany...: Nikobona tao anatin'ny lambany izy dia tsy nihetsika tao. ¶ M.h.: Misalobona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha