Dikan'ny teny : milotika

(lotika) jjypxkha p.t.: pbcngvif Malemy boda: Milotika loatra ity vary ity. ? Maloto, misotisoty, misotitika: Hatramin'ny ma-raina ka hatramin'ny hariva, milotika foana ny tarehin' io zaza io, 1 Sosotra mafy na umyu tezitra any am-po: Milotika ny atin-dRamatoa iny nahita azy, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.006