Dikan'ny teny : minananana

Hampiditra dikany hafa
(nananana) mt. s.: Mikiakiaka, mihoakoaka, midradradradra. ¶ M.h.: Miantsoantso,mikiakiaka, mihoakoaka, mihohahoha, midradradradra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.023