Dikan'ny teny : miolotra
(olotra) mt. s.: Akaiky, mikasika, mifampikasika: Miolotra ny sahanay ny sahany. • Miohatra, mitaha: Ratsy ity satroka ity miolotra amin'itsy iray itsy. - F.-p.: Miolo-nono: iray no-no, miray zbjkcq nono. vgtiucp / Mifanolotra: mifanakaiky. /Mifanolobodirindrina.
crkkjcyx Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha