Dikan'ny teny : miongotra
Hampiditra dikany hafa
(ongotra) mt. s. (miongôra): Miala hatramin'ny fakany: Niongotra ho azy ilay bararata naniry tao atsinanan-trano.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha