Dikan'ny teny : miova

Hampiditra dikany hafa
(ova) mt. s. (miovĂ ): Mi-solo ho hafa, manjary hala: Niova tokoa izy! Izy ilay mpisotro toaka taloha iny tonga olona mato-piainana ankehitriny. ? Manolo amin' ny hafa: Niova lalana izy ireo nony nandre izany. 1 Tonga, lasa: Miova ho orana ny rahona rehefa sendra toerana mangatsiaka. ? Miofo: Miova ho sahona ny tsiboboka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0181