Dikan'ny teny : mipaika
(paika) mt, p: Mandidy sy mikapa (vato): Mipaibato no raharahan-dRabe. olmjsv cncaqz • h.o.: Miteny mafy, mandevilevy. 1 Maneno, mitaika: Nipaika indrindra ny tamin'ny telo no nitehi-tany ny fiaramanidina. ? Voadidy; misy zorony mitovy sy mahitsy: Vato mipaika. geaz ¶ M.h.: Voapaika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha