Dikan'ny teny : mipentimpentina
Hampiditra dikany hafa
(pentimpentina) mt. s.: Misy pentina, loto, tentina: Mipentimpentina mena ny tarehiny. ? Mifotetaka, misolitika: Nipentina fotaka ny akanjony tamin' ny nandalovan'ny fiarakodia.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha