Dikan'ny teny : mipentina
Hampiditra dikany hafa
(pentina) mt. s.: Misy pentina: Mipentina ny akanjonao (mipentimpentina anefa no fiteny kokoa amin' io hevitra io). ? Mifotetaka, misotitika: Nipentina fotaka ny tarehiny rehefa avy nandalovan'ilay fiara.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha