Dikan'ny teny : mipetraka
(petraka) zvpzosxm mt. s. (mipetraha): Mitombina (eo ampitombenana na efa tafatombina): Mipetraha eto ambony seza tompoko! / Tsy azo atao ny miarahaba mana-la satroka raha mipetraka. ? Mitoetra, monina: Mipetraha any ambanivohitra izy. 1 Ankinina amin'ny olona na banky: Vola mipetraka. ¶ M.h.: Mitombina, mitalapetraka, mitorovoka, manao torovok'amboa, misoketraka, misolaketraka, misondretaka, misonanina, misonanaka, mitorevaka, mianinanina, mihaminkamina, mivalaketraka, mitaboretaka, mibelaka, mibalelaka, wayrm mitsivelatra, mitsivetraka, mitakoko, mamitsaka, mitampisaka, mivalandotra, miampatra, miarinarina, miemonemona, minainginaingina, mininginingina, miteronterona, rcpiib mitemotemona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha