Dikan'ny teny : mirakitra
(rakitra) mt. P. (miraketa): Manangona, mihary: Loza raha hirakitra ny olona kahihitra. • Mitahiry: Mahay mirakitra ny volany Ibalita. • Mitana zavatra ka fefkq manao izay hampaharitra azy: Mirakitra tsara uavh ny lovany izy. ? Mifono: cdti Mirakitra anatra mahasoa izany tantara izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha