Dikan'ny teny : Miramarama

Hampiditra dikany vaovao
1 (ramarama) p.t.: Sady lava no matsilotsilo, tsokitsoky loha: Miramarama ny tandrok'ity omby ity. • Tonga misososososo, misasasasa: Niramararna er? izy niditra tao an-trano, • Mitondra haingo maro be sady lafo vidy: Avy nijery lanonana Randria; tsy nisy tsy niherika nahita azy niramarama. ¶ M.h.: Mihaingo, miraratra, miravaka, miangolavaitra, miramatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel