Dikan'ny teny : Mirary

Hampiditra dikany vaovao
1 (rary) mt. s. na p.t.: Vita rary: Rindra mirary ny tsihy. • Voamboatra, voavitrana: Efa mirary izao ny fihauananay, 1 Mora, tsy lafo: Mirary ny uidin-jauatra ato amin'ity mpivarotra ity. Ahitsio
2 (rary) mt. p. (miraria): Mangataka faherezana na fandresena ho an'ny mpiady amin'ny alalan'ny hira, vavaka. 1 Maniry soa ka mangataka izany amin'ny alalan' ny vavaka ho an'ny olona iray: Mirary soa ho anao aho amin'izao fiandohan'ny tao-na izao. - F,-p,: Anjoro firarazana: ny atao hoe anjoro na zoro firarazana dia ny zoron-trano avaratra atsinanana; mitodika any amin'io toerana io ny raim-pianakaviana ntaolo taloha amin'ny tsinan'ny alahamady ka mitanisanisa firarian-tsoa ho an'ny taranany, fa io no taombaovao tamin' ny Malagasy fahiny. /Mirary soa: mitso-drano am-pitiavana, maniry soa ho an'izay itenenana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel