Dikan'ny teny : miriotra
(riotra) trgs mt. s. (miriota): Mihazakazaka mafy, mimaona: Niriotra ilay soavaly ka saika tsy voatanan'ilay mpitaingina azy. ? Mandeha haingana: xkqr Miriotra loatra ianao izany ajak ka tsy azoko arahina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha