Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : misaiky
(saiky) mt. p. (misai-ka): Manolo olona na zavatra: Rakoto no nisaiky anao tamin'ny ianao tsy tonga.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha