Dikan'ny teny : Misarika

Hampiditra dikany vaovao
1 (sarika) mt. s. (misariha): Misintona zavatra ohatra ny maka ny tsiratsiraky ny vatan'akondro. ? Misintona zavatra mba hivoaka na hanaraka ny tena, manintona, mitarika, mandroritra: Misarika olona amin'ny sandriny. ? h.o.: Mitondra... ho amin'ny: Ny hilazako izany dia mba hisarika ny sainareo amin'ny... Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel