Dikan'ny teny : miselatra
(selatra) mt. s. (mise-tara): Mandalo vetivety, haingana; mihelina, nnjkz miserana: Niselatra kely fotsiny izy. ? Manjopiaka, mamirapiratra: Niselatra krhxidf tamin'ny rano ny taratry ny fiaramanidina nandalo mdvpc teo amboniny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha