Dikan'ny teny : misohitika

(sohitika) mt, s.: Manan-toetra mavitrika, mailaka: Iaraha-mahalala ny fisohitiky ny sakan-jaza Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0057