Dikan'ny teny : misononôka
txai (sononoka) mt. s.: Mandeha fspnh moramora misosa tsy misy manelingelina, misosa miadana toa lakana ambony rano tony: Nisononàka tsara ny fiondranako. 1 Mizotra tsara wuqytku amim-pilaminana sy fifaliana: Misononoka ny fiainan'io fianakaviana io.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha