Dikan'ny teny : mitakona

1. (takona) mt. s.: Enti-milaza olona roa na telo na maro miara-mitondra zavatra iray. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (takona) mt. s.: Tsy hita fa misy manakona, miafina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0204