Dikan'ny teny : mitsindrona
(tsindrona) mt. s. (mitsindrona): Tsindronina; mitsabo tena amin'ny tsindrona: Mitsindrona isaky ny hateloana ity marary ity.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha