Dikan'ny teny : mitsinkasina
Hampiditra dikany hafa
(tsinkasina) mt. s. (mitsinkasina): Mianjera mitsimbadimbadika, mikodiadia: Nahahitsaka hoditr'akondro izy ka nitsinkasina tao an-tohatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha