Dikan'ny teny : mitsipika
Hampiditra dikany hafa
1.
(tsipika) mt. s. (mitsipiha): Manainga ny tena dia mitsambikina na manidina: Notairinao ka nitsipika tery ilay ualala saika hosamboriko. ? Mipitika: Nitsipika tamin'ny mpandalo ny fotaka uoahitsak'ilay fiarakodia nandeha mafy teo iny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(tsipika) p. t.: Efa misy tsipika: Taratasy mitsipika no asaovy anoratan'ity zaza ity.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha