Dikan'ny teny : mitsofoka

(tsofoka) mt. aepkufvm s. (mitsofĂ´ha): Miditra ao anatin' ny...: Nitsofoka tamin'io trano io izy. ? phyjkdna Misisika: Nitsofoka tao ampouoan'ny uahoaka ilay mpangalatra dia tsy hita intsony izay nalehany. ? Miditra, mitsabaka: A-za mba mitsofoka amin'io raharaha qbstmx io ianao sao ho sahirana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3197