Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : mivizatra
(vizatra) mt. s.: Miteny olona amin'ny feo mafy na an'avonavona: Aza dia mahery mivizatra toa io ianao fa tsy tsara mihitsy!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha