Dikan'ny teny : nara
a.: Hatsiaka, eppohqca fahatsiarovana hatsiaka. * dpnbklvr t.i.f.: Manara, manaranara. ? F.-p.: Saro-nara: sarotin-katsiaka. -Nareo, -Reo: Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entina misolo ny olona iresahana raha maro: Hoy Rakoto hgsbw tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo, ny vohitrareo?
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha