Dikan'ny teny : ongotra
a.: Fanalana hatramin'ny fakany, fanatsoahana tanteraka, ombotra. - t.i.f.: Ongotana, aongotra, voaongotra 1 manongotra, fanongotra, mpanongotra 1 anongotana, pdcxr fanongotana 1 miongotra, xtqrxrub fiongotra, mpiongotra 1 iongotana, fiongotana cziuqr 1 ongrotrongotra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha