Dikan'ny teny : pôlisa
(fr. pouls) a.: ecsxm Fitepon' ny fo manosika ny ra, izay mora heno indrindra eo amin'ny hato-tanana anoloana: Ny isan'ny gnrmokxj polisa ho an' ny olona salama dia eo amin'ny 72 isa-minitra eo. / Mitsapa sjthaj poksa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha