Dikan'ny teny : raba

Hampiditra dikany hafa
na Rabaraba a.: Fandehandehanana atsy sy aroa tsy misy fieritreretana, tsy misy kitotony; fanaovan-javatra tsy amim-piheverana, kitoatoa. - t.i.f.: Rabarabaina, arabaraba, voarabaraba, tafaraba• raba / mirabaraba, firabaraba, mpirabaraba j irabarabana, firabarabana / maharabaraba. - F.-p.: raban-tsahona: faon' ny sahona mihoraka; h.o.: fikorontanana noho ny tsy fisian'ny mpitondra fa samy manao izay tiany ny olon drehetra. M.h,: fanjakana raban-tsahona, fanjakan'i Baroa, tany manjaka hova. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0052