Dikan'ny teny : Raboka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Kilalaon'ankizy isehoan-kakingana sy hafainganam-pandeha: misy ankizy iray izay atao hoe boka; manenjika ny ankizy rehetra eo izy, ka izay voakasiny dia boka misolo azy indray. Indraindray kosa anefa raha mitaingim-bato ireo enjehina, na toerana voatondro tsy hahaboka, dia tsy boka na dia voakasika aza: atao hoe tsibohaboka ny anaran' ilay kilalao amin'izany. Ahitsio
2 a.: Aretin'ny havokavoka avy amin'ny bibin'aretina atao hoe basila Koch. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel