Dikan'ny teny : radio

Hampiditra dikany hafa
(fr. radio, izay fanafohezana ny hoe radiodiffusion (a) na radiographie (b): a) fandefasana onja tsy hita maso atao hoe onja "hertzien-ne", izay azo avadika ho feo ka entina hilazana vaovao, na tantara na lahateny: Tsy nihaino radio aho aninaraina. b) fitarafana zavatra tsy tantera-pahazavana, toy ny no-fo, taolana, ka ahazoana mitsabo faritra marary any anaty:Efa natao radio ny tongo- ny tapaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075