Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : rantsantongotra
a.: Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tongotra dimy, mifamaly amin'ny rantsantanana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha