Dikan'ny teny : Rohona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Kotroka mamoaka feo midaondaona any lavitra any; fipoahan-javatra miraondraona sy mampihovitrovitra na dia akaiky aza. - t.i.f.: Tafarohona / mandrohona, fandrohona, mpandrohana / androhonana, fandrohonana / mirohona, firohona, mpirohona, / maharohona / rohondrohona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel