Dikan'ny teny : rozaka
kvkvi ft.: Toetran'ny zavatra lava miramborambo ka mikiraviravy. ? Fotoana lava loatra amin'ny fanaovan-draharaha. - xfrubzog t.i.f.: Arozaka / mirozaka, firozaka, nmbc mpirozaka / mitarozaka / mivarozaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha