Dikan'ny teny : Soedoa

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. suédois) a.: Ny firenena monina any amin'ny tanin'i Soeda: Mihoatra ny d tapitrisa ny isan'ny Soedoa. 1 p.t.: Mikasika an'i Soeda, an'i Soeda na avy any Soeda: Stockholm no seranana soedoa lehibe indrind ra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel