Dikan'ny teny : Teza

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fahelana. 1 Toetran' ny zavatra naraikitra mafy; zavatra najoro ho fahatsiarovana maharitra ka naorina sy nohamafisina tsy hianjera. i tif: Tezaina, ateza, voateza / miteza, fiteza / mateza / hateza, hatezana, fahateza, fahatezana. * Ohab.: Miandry teza ho lavo: Enti-milaza ny fiandrasana ny tompon-javatra iray — na vavolombelona — ho faty vao manaraka an'io zavatra io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel