Dikan'ny teny : Venty

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fototry ny isa. • 1024 Antoko, tsinjara: Lalàna dimy venty sy telonjato. • Fo topototra: Holazaiko anao ny ventin'ny lahateny nataony fa henoy tsara dry. *Vongana iray mitambatra: Ranony daholo izy izany fa tsy misy ventiny na dia kely oza, t' Fitarihana hira. - t.i.f.: Ventesina, voaventy j miventy, fiventy, mpiventy I iventesana, fiventesana / mahaventy. - Ventin-teny: fototry ny teny na ny lahateny. Ahitsio
2 a.: Anaram-bola malagasy ampahenin'ny ariary ny sandany na iralmbilanja; latsaka voamen: 0,80Fr ary miditra amin'lreto anarambola manaraka ireto: lasiuenty (ilavoamena sy venty: OFr9O);uentlsikorobo (2Frs); ariary latsabenty (4Frs). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel