Dikan'ny teny : Zaraina

Hampiditra dikany vaovao
1 (zara) mt.ih. (zarao): Za Tantanana: Samia maka toerana fa hozaraina ny hena. • Omena ny tompony tsirairay: Andraso fa efa hozaraina ny kahienareo. • Atoko: Zarao fito ireto mpianatra ireto, 1 Didiana: Zarao efatra ity paoma ity. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel