Dikan'ny teny : aankina

Hampiditra dikany vaovao
1 (ankina), mt. at. (aankino): Atao miankina (amin' ny hevitra ara-bakiteny): Aza aankina amin'ny rindrina ny sahafa sao maloto ny rindrina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel