Dikan'ny teny : aantsona

Hampiditra dikany vaovao
1 (antsona), mt. at. (aantsony): Atao miantsona, ajanona amin'ny toerana iray amoron-dranomasina: Naantsona tsy fidiny tao Toamasina ilay sambo noho ny tafiodrivotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel