Dikan'ny teny : aatoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (atoka), mt. at. (aatohy): Hetsehina midina sy miakatra ny loha ho mari-panekena na fiantsoana: Tsy niteny izy fa ny lohany fotsiny Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel