Dikan'ny teny : aboaboina

Hampiditra dikany vaovao
1 (aboabo), mt. ih. (aboaboy): Avoavoina, aingaingaina, ambonina.l Deraina fatratra, ankalazaina izaitsizy: Noaboaboina eran'ny tanĂ na ny mpandresy. 1 A-sondrotra, akarina: Mandry rano loatra io tapenaka io ka aboaboy kely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel