Dikan'ny teny : aborabora

Hampiditra dikany vaovao
1 (borabora), mt. at. (aboraborao): Atao miborabora na migoragora, malemy fatotra: Vahao ity kofehy ity fa naboraboranao ka malemy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel