Dikan'ny teny : aboretaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (boretaka), mt. at. (aboretaho): Avala hipetraka amin'ny tany toy ny tsy maharay tena: Naboretany tamin'ny tany ilay marary fa tsy zakany intsony, hono! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel