Dikan'ny teny : aby

Hampiditra dikany vaovao
1 p, mt.: Teny fahita indrindra amin'ny fitenimparitra, mitovy hevitra amin'ny hoe daholo, avokoa: Tonga aby ny mpianatra tao am-pianaranay androany f.-p.: Isika aby: teny fampiasa ho valin'ny firariana hoe: "Velona", raha misy mievina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel