Dikan'ny teny : adaboka

Hampiditra dikany vaovao
1 (daboka), mt. at. (adabohy): Azera, apotraka amin'ny tany: Nadaboky ny riuo-doza ilay hazo teo andrefan-tranonay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel