Dikan'ny teny : adanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (adana), mt. ih. (adano): Ampandehanina moramora: Adano ny fandehan' ny fiarakodia fa mandomando izany arabe izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel